Teny iditra mafana fo
Singan-teny mafana ; fo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mavitrika sy be herimpo rehefa miasa, manao zavatra: Mafana fo ianareo ka vita haingana ny asa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27