Teny iditra | mafaika (faika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy faika tsy azo atelina mijanona ao am-bava: Tsy tiako io voankazo io fa mafaika [1.1] | |
Fivaditsoratra | famaika, famiaka, mafaika, mafiaka, miafaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |