Teny iditra | madỳ (dy) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tankarana] Tsy zatra olona [1.19] | |
[Tanosy] Dia, haolo: omby madỳ [1.78] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Savage, wild, as one unaccustomed to mix in society [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Timide [1.19] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny madỳ io | |
Fivaditsoratra | dima, madỳ, mida |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |