Teny iditra madinika (dinika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] kely [1.78]
 (na majinika, hoy ny fanononan' ny olona matetika) Kely, manify, marotsaka, tsy be maso: Soratra madinika ~ Madini-koditava ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Often pronounced majinika. Small, minute, slender, little, fine, of cloth, etc. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Petit, menu, mince, fin [1.3]
Ohatra 
1Iny Ikemba nanao hazakazaka madinika. [2.499]
2Koa diso ray ny zaza madinika, Re lahy! [2.69]
3Ny Fokonolona no mpitsara ny ady madinika; [2.113]
4Ary misy ankizy madinika mamboatra ny vanja. [2.366]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/16