Teny iditra | madama | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny iantsoana amim-panajana ny vehivavy manambady, miaraka amin' ny anarany na tsia: Tonga i Madama Rakoto ~ Lasa nivoaka i Madama, tompoko [1.1] | |
Ny fihaviany | Frantsay: madame. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |