Teny iditra |
lohasaha
|
Singan-teny | loha ; saha |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
sampandrano
[1.78]
|
| Lempona na ankandemponana anelanelan' ny tendrombohitra roa na manaraka ny vodivona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A valley [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Vallée [1.8, 1.13]
|
Ohatra |
1 | eny amin' ny lohasahan-dRefaima
[2.996]
|
2 | anankiray niandry ondry tany an-dohasaha
[2.69]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
lohasaha,
lohasahan',
lohasahan- |
Ny ankehitriny : |
-dohasaha,
-dohasahan',
-dohasahan- |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
Lohasaha
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -24.6, 46.9166667
|
|