Teny iditra | loaka an-tsakany loaka an-davany | |
Singan-teny | loaka ; sakany ; lavany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Vita tomombana, tsy misy azo kianina fa vita tsara dia tsara amin' ny lafiny rehetra [1.1] | |
Tsipelina hafa | loaka an-tsakany sy an-davany | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |