Teny iditra | livatra | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsara, fatratra aoka izany, lavorary [1.1] | |
Teny iditra | livatra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny lanjan' ny 500 grama na antsasa-kilao [1.1] | |
Ny fihaviany | Frantsay: livre. | |
Fivaditsoratra | lavitra, livatra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |