Teny iditra Le Mythe d'Ibonia, le grand Prince
Singan-teny Ibonia
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky)
Mpanoratra Noiret François
Fanonta printy 2008. Karthala. Ambainy: 16cm. Haavony: 25cm. Takila: 492.
Copyright Editions Karthala, 2008
Sombiny 
takila 52
Tsy tongotro mandia alanana
Tsy tanako mandray joria
je ne foule pas du pied le jeu divinatoire, je ne saisis pas à la main la ligne de chance
takila 60
Ary nony ningadona teo an-tokonana Ranakombe, dia niombotra niala teo anatin' ny fatana ny sompanga
Quand les pas du Grand-Voyant résonnèrent sur le seuil, la grosse sauterelle s'arracha du foyer
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24