Teny iditra lelik' asa
Singan-teny lelika ; asa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy [ lelikasa ] Asa tany amin' ny angady ka tsy alentika lalina ny angady [2.285]
Fanazavàna teny frantsay Action de remuer la terre en partie en couvrant une partie non trvaillée avec la terre qu'on remue
Figuré: ajouter occupation sur occupation, en omettant une partie [1.3]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07