Teny iditra lelan > lela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A tongue; a blade [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La langue [1.8]
Ohatra 
1ny lela tsy mahahetsika. [2.4]
2raha tany misy loha, misy lela; [2.69]
3Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela; [2.332]
Haiendriteny 
Tsotra : lela, lelako, lelanao, lelany, lelantsika, lelanay, lelanareo, lelan', lelan-, lelam-
Tovonana : -dela, -delako, -delanao, -delany, -delantsika, -delanay, -delanareo, -delan', -delan-, -delam-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra