Teny iditra lazare
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Lazaret [1.66]
Ohatra 
1Izay vao hitako akaiky ilay lazarem-pokonolona [2.472]
2Toy izany koa ny fianakaviana mana-manjo nandeha na tsy nandeha amin' ny lazare [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : lazare, lazaren', lazaren-, lazarem-
Ny fihaviany Frantsay: lazaret.

Teny iditra Lazare
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Anaran' olona 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25