Teny iditra lavalava (lava)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Long et peu large [1.3]
Ohatra 
1Latabatra lavalava sady matevina no iasany. [2.332]
2Indro, ao anaty ahitra, misy harondakana lavalava; [1.281]
3Mila fianarana lavalava vao mahafehy ny toe-tsaina siantifika; [2.445]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20