Teny iditra | lasiventy (ila, sy, venty) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (ilany sy venty) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0, 10) sy venty (0, 80), izany hoe 0,90 Fr na 90 santima [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as ilasiventy [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Quatre voamena et demi [1.3] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lasiventy io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |