Teny iditra lanilany (lany)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra Dia lanilany ho azy eny foana ilay telo arivo. [2.472]
Sampanteny 

Teny iditra lanilany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny faritra ambony amin' ny aty vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The extremity of the jaw [1.2]
 The palate of the mouth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le palais de la bouche [1.3, 1.8]
Ohatra Ny molotra, ny lanilany, ny takolaka kila daholo; [2.4]
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20