Teny iditra landibe
Singan-teny landy ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana biby kely manome landy gasy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy [be, great] a large kind of silk cocoon made by a number of silkworms working in one cocoon [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Borocera madagascariensis [1.13]
Anarana siantifika Borocera madagascariensis
Ohatra Ny an' Ingahy Ramiandrisoa anefa, tsy latsaka ny fitopolo ny mora indrindra, nisy aza ny landibe nihoatra ny ariary zato ny vidiny. [2.472]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05