Teny iditra |
lampy
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Saiky marin-tampona [1.1]
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
lampy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vilia be talesaka [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Plat de service [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
lampy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fototeny niavian' ireto teny ireto izay hita any amin' ny toerany avy: solampy,
vatolampy,
lampihazo,
lampivato
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Great flat stones, slabs or marble, etc [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Dallage [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|