Teny iditra | lambonava | |
Singan-teny | lambo ; ava | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay karazam-dambo vaventy aty ampatrana. Potamochoerus edwardsii, Grandidier. Vaventy kokoa noho ny lamboniva ity ary vonivony kokoa ny volony. [1.10] | |
Fanazavàna teny anglisy | Wild hog found in the upper forests, Potamochoerus edwardsii, Grandidier. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25 |