Teny iditra | lalan-kely (lalana, kely) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalana tsy azon' ny kalesy aleha fa tery sy manivakivaka na misy trano ny andaniny roa [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Allée, piste, sentier [1.13] | |
Tovy hevitra | gijo ~ lalan-tongotra | |
Sary | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |