Teny iditra lala-maty
Singan-teny lalana ; maty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lalana efa tsy misy mpandeha intsony fa nialan' ny maro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [maty (faty), dead] an ancient road, a stopped road [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25