Teny iditra |
lala
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
fantatra
[1.78]
|
| [Bezanozano]
Fantatra: lalako: fantatro; tsy lalako: tsy fantatro [1.78]
|
| Fantatra (any anindran-tany) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | (utilisé comme adjectif dans les provinces) connu, aimé, chéri [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
lala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tiana (afovoan-tany): Tsy any ny lalana, ry lala [1.1]
|
|
Teny iditra |
lala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ba na paikan-kira [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Rythme du chant [1.3]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
lala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisaonana ny vady maty [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Deuil des époux [1.3]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
lala
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fikarakarana, fitsimbinana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | épargne, soins [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
Lala
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (solon' anarana)
|
Fanazavàna teny frantsay | Pseudonyme de l'auteur de Ny Tanindrazako (tononkalo)
[5.fr.https://oceanindien.revues.org/1391]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|