Teny iditra laharana (lahatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana olona na zavatra milahatra: Laharana mpianatra manoloana ny sekoly [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : laharana, laharako, laharanao, laharany, laharantsika, laharanay, laharanareo, laharan', laharan-, laharam-, lahara-
Ny lasa : nolaharana, nolaharako, nolaharanao, nolaharany, nolaharantsika, nolaharanay, nolaharanareo, nolaharan', nolaharan-, nolaharam-, nolahara-
Ny hoavy : holaharana, holaharako, holaharanao, holaharany, holaharantsika, holaharanay, holaharanareo, holaharan', holaharan-, holaharam-, holahara-
Filaza mandidy : laharo

Teny iditra laharana (lahatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Andalana: Laharana fahatelo avy aty an-kavia no misy azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A row, an alignment; order in merit or dignity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rang [1.8, 1.13]
 Alignement; ordre de mérite, etc. [1.8]
 Ordre, numéro [1.13]
Ohatra Ny laharana fahatelo sahala amin' izay koa. [2.606]
Haiendriteny 
Tsotra : laharana, laharako, laharanao, laharany, laharantsika, laharanay, laharanareo, laharan', laharan-, laharam-, lahara-, -daharana
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19