Teny iditra | lafy tsarany sy lafy ratsiny | |
Singan-teny | lafy ; tsara ; ratsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza ny fisian' ny atiny sy ivelany amin' ny fitafiana, na ny toetra tsara sy ratsy mety hananan' ny olona na zavatra iray [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |