Teny iditra | kotraina (kotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lanina tsiro (ny tany volena zavatra iray ihany isan-taona) Tsy ampiasaina intsony fa efa tonta [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akitrano, kaonitra, kitroana, kotraina, tany roka, tinoraka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |