Teny iditra | kopetaka (petaka) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza tongotra fisaka mitapelaka be. [1.1] | ||||||
Enti-milaza ny felatongotra sady fisaka no mivelatra; anondroana ny endri-javatra manahaka an' izany: Tsy omby an' io tongotrao kopetaka io ity kiraro ity [1.62] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Large, plat, aplati, se dit du pied [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |