Teny iditra | konesa | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandeha na mpandeha midaidaika mirisarisa somary sempotsempotra; famindra miadana toa mivesatra entana noho ny fahalehibeazan' ny vatana sy ny hatavezana. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kesona, konesa, senoka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |