Teny iditra | kolokolo dimbin' ny vary | |
Singan-teny | kolokolo ; dimby ; vary | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny taranaka izay misolo ny olona teo aloha, matetika ampiarabina amin' ny hoe solofo dimbin' ny ala [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |