Teny iditra | kobokatoka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Trafo na fivontosana eo an-katoka na eo an-tsoroky ny mpilanja entana [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Bombement de la nuque chez les vieux bourjanes [1.82] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |