Teny iditra kirihitrala
Singan-teny kirihitra ; ala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ kirihitr' ala ] Hazo madinika maro, mitambatra ho ala kely; ala kely mivondrona sy matevina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A wood of shrubs or small trees. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Nom donné aux broussailles, à la végétation dense mais de petite taille qu'on trouve, en général, sur les sommets rocheux et les sols squelettiques. Perrier de la Bâthie parle souvent de « broussailles éricoïdes» c'est-à-dire ressemblant aux bruyères, pour désigner une telle végétation. C'est une formation primitive qu'il ne faut pas confondre avec les «  savoka » à philippia (Ericaceae). Ces derniers se développent après destruction de la forêt primaire d'altitude par l'homme. [1.196]
Ohatra 
1Tao anaty kirihitr' ala kely izao izy vao nijanona [2.499]
2Ambohitsoa dia fasana mitandahatra betsaka no teny, ka be vero sy kirihitrala. [1.437]
3Heniheny, alan-kerana, alan-kisatra ary kirihitrala no betsaka teny talohan'ny naha-tanimbary azy. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16