Teny iditra kintana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A star [1.7]
Fanazavàna teny frantsay étoile [1.8]
Ohatra Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 
Lohateny Ilay Kintana mamirapiratra (Rajohanesa Philippe)
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12