Teny iditra kilaoty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Akanjon-dehilahy manarona hatreo amin' ny valahana ka hatreo amin' ny lohalika
Fanao anatim-behivavy amin' ny tapaka ambany [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: culotte.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31