Teny iditra kibo tsy manary havana
Singan-teny kibo ; tsy ; manary ; havana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entina milaza fihinanana sakafo any amin' ny havana na dia kely fotsiny ihany aza no tendrena; fiteny ilazana fa raha sendra mandalo an-tranon-kavana, na dia efa voky aza, dia manandrana kely ihany ny sakafo atolotry ny tompon-trano [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23