Entrée kibango
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha [Rajemisa 1985]

Entrée kibango
Partie du discours nom
Explications en malgache Tehina hazo be
¶ Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra [Rajemisa 1985]

Entrée kibango
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] syphilis. [David: Dialectes (takila K)]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31