Teny iditra | kendrena (kendry) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tilina atao izay hahazoana azy, hahavoa azy: Kendren' ny saka ilay voronkely Tadiavina ho azo: Ny soa no kendreko ho an' ny tanindrazako [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be aimed at, to be sought after [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on vise, qu'on se propose [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |