Teny iditra | kasy | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasy io zanakao lahiaivo io [1.1] | ||||||
Ohatra | ka tondroin' ny olona molotra any raha tsy kasy tsara.
[2.895] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | kasikasy | ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Teny iditra | kasy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Remède. § hàsina. [1.19] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Tovy hevitra | hasy ~ kasa | ||||||
Teny iditra | kasy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Rongony [1.78] | ||||||
Fivaditsoratra | kasy, kisa, saky, sika, skia |
Nohavaozina tamin' ny 2022/04/21 |