Teny iditra |
karazana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Sokajin' olona, biby na zavamaniry mitovitovy toetra amam-pomba: Ny alika, hono, no maro karazana indrindra amin' ny biby rehetra [1.1]
|
| Taranaka eo amin'ny zavamiaina [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | A kind, a sort, a species [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Espèce [1.8, 1.13]
|
| Sorte, descendance [1.8]
|
| Race, type, variété [1.13]
|
| (toute l'île) (de raza : lignée, lignage, descendance ; la même racine a donné
razana : les ancêtres ; elle est dérivée du même mot sanscrit qui a donné le français « race » et l'italien « razza »). Pour les plantes : lignée (au sens génétique), clône pour les plantes qui se multiplient par bouture ; cultivar. Par extension ce mot est pris souvent dans le sens d'espèce ou de variété taxinomique.
[1.196]
|
Ohatra |
1 | Ny sasany nilaza fa karazana Pygmées ny Kimosy.
[2.508]
|
2 | Takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana.
[2.472]
|
3 | Tsy maintsy antoka hafa karazana no hatao fototra.
[1.369]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
karazana,
karazako,
karazanao,
karazany,
karazantsika,
karazanay,
karazanareo,
karazan',
karazan-,
karazam-,
karaza- |
|
Kamban-teny |
|
Ny fihaviany | Sanscrit: .
|
Ohabolana |
|