Teny iditra karandoha
Singan-teny karana ; loha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy [1.1]
 Fitambaran'ny taolan-doha [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A skull [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Crâne [1.8, 1.13]
Ohatra 
1Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. [2.285]
2Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. [2.424]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31