Teny iditra | kapohina (kapoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Velezina amin-javatra mba halemy: Kapohina ny hoditra vao hamidy Vonoina amin-tanana na zavatra: Kapohina ny zaza maditra Sazina, faizina: Kapohin' Andriamanitra ny ratsy fanahy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be beaten, to be flogged [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on bat, qu'on frappe [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kapohina io | ||||||||
Fivaditsoratra | kapohina, kopahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |