Teny iditra kapitalisma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fitantanan-karena miompana amin' ny fikendrena ny tombontsoan' ny tompom-bola miasa amin' ny orinasa iray (kapitaly), ka tsy mijery firy ireo mpiasa fototry ny fitomboan' ny hareny [1.1]
Ohatra Ny kapitalisma koa dia tsy nitondra fanafahana ho an' ireo tena nozimbazimbaina sy nohosihosena. [1.369]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: capitalisme.

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29