Teny iditra kapaoty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-pitafiana lava atao aro ivelany amin' ny orana na ny hatsiaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cloak [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Capote, manteau [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: capote.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31