Teny iditra |
kapa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandidiana amin' ny famaky na antsibe: Ratsy kapa itỳ hazo ity izany. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A cutting, a hewing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de couper, d'abattre [1.8]
|
Sampanteny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
kapa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-pamelezana fanaon' ny mpanao daka, ka ny voditongotra no itsenana ny ranjon' ny ankilany. [1.1]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
kapa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kiraro izay tsy feno ny tampon-tongony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sandals [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Sandales [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|