Teny iditra kaoperativa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikambanan' olona mpamokatra na mpihinana izay manambatra ny asany na ny volany mba hananganana zava-mamokatra iray, ka miara-manana na miombona koa amin' ny vokatra azo [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: coopérative.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31