Teny iditra kaikitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiketohana, famelezana amin' ny nify: Ny kaikitry ny amboakely tiana no tsy tanty [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bite, a sting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Morsure, coup de dent [1.8]
 Morsure [1.13]
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31