Teny iditra kafitera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bilany kely misy tendany, atao famanan-drano fa indrindra atao fitenehana na fampidinana kafe na ravimboafotsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A coffee pot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cafetière, bouilloire, bouillotte [1.3]
 Cafetière [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: cafetière.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31