Teny iditra jiolahy
Singan-teny jio ; lahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A robber [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bandit [1.8]
Ohatra 
1Jiolahy nampisehoam-bola, ny lavitra azy ihany no tsara. [2.4]
2Namidin' ireo jiolahy kosa ny temitra vita ka niroborobo ny varotra. [2.117]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26