Teny iditra | jininja (jinja) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voajinja, jinjaina, voafira: Tsy mbola nojininja angaha ny varinareo, r' ise? [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Moissonné, coupé [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voajinja | ||||||
Fivaditsoratra | jininja, jinjany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |