Teny iditra | jibika | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fano, be rano (tanimbary) [1.1] | |
Teny iditra | jibika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Plonger. § tsòboka. [1.19] | |
Tovy hevitra | joboka | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |