Teny iditra jeometria
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antokon-tsiansa ianarana mandinika momba ny erana sy ny karazan-tsary amam-bikan-javatra eo anivon' io erana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Geometry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Géométrie [1.8, 1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: géométrie.
Mpanahaka  rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31