Teny iditra jaikoina (jaiko)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hatonina moramora, mitsaitsaika mba tsy ho taitra: Jaikoina no fisambotra io akoho io [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : jaikoina, jaikoiko, jaikoinao, jaikoiny, jaikointsika, jaikoinay, jaikoinareo, jaikoin', jaikoin-, jaikoim-, jaikoi-
Ny lasa : nojaikoina, nojaikoiko, nojaikoinao, nojaikoiny, nojaikointsika, nojaikoinay, nojaikoinareo, nojaikoin', nojaikoin-, nojaikoim-, nojaikoi-
Ny hoavy : hojaikoina, hojaikoiko, hojaikoinao, hojaikoiny, hojaikointsika, hojaikoinay, hojaikoinareo, hojaikoin', hojaikoin-, hojaikoim-, hojaikoi-
Filaza mandidy : jaikoy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05