Teny iditra ivelomana (velona)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Eo amin' ny toekarena dia ny fiompiana sy ny fambolena no ivelomana. [2.606]
2ny Fiangonana dia zavamisy ivelomana amin' ny maha mpiray tampo sy mpiara-dalana. [1.369]
3Io vidiny io anefa dia zara raha misy ivelomana ary dia mijalijaly sy tsy afa-mihoitra eo amin' ny fiainana i neny. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ivelomana, ivelomako, ivelomanao, ivelomany, ivelomantsika, ivelomanay, ivelomanareo, iveloman', iveloman-, ivelomam-, iveloma-
Ny lasa : nivelomana, nivelomako, nivelomanao, nivelomany, nivelomantsika, nivelomanay, nivelomanareo, niveloman', niveloman-, nivelomam-, niveloma-
Ny hoavy : hivelomana, hivelomako, hivelomanao, hivelomany, hivelomantsika, hivelomanay, hivelomanareo, hiveloman', hiveloman-, hivelomam-, hiveloma-
Filaza mandidy : ivelomy
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20